Entry (1/2) | 1 mazaotra |
Root | 2 zaotra |
Part of speech | 3 adjective |
Explanations in Malagasy |
4 Mahia, kaozatra, tsisy nofo: Olona mazaotra 5 Tsy matevina, manify: Ala mazaotra [1.1] |
Explanations in French |
6 Dégarnie, trop claire, en parlant de la forêt [1.196] |
Compound words |
|
Entry (2/2) | 8 mazaotra |
Part of speech | 9 adjective |
Explanations in Malagasy |
10 misoratsoratra [Sihanaka]
[1.78] |
Anagrams | 11 atarazom, maozatra, mazaotra |
Updated on 2023/08/11 |