|
|
|
|

Entry1  medameda
Root  2  meda
Part of speech  3  adjective
Explanations in Malagasy  4  [1.1] Miresaresa, tsy maka mahery, miraikiraiky, mitahontahona: Medameda izy amin' izay ataony rehetra
Mimeda, mitaredretra, mitsiredretra, milasilasy, mitaraikiraiky, mitavozavoza, mitahontahona, mitaveravera, mikisinkisina
Explanations in French  5  [1.3] (peu usité) lent, lambin
Derivatives 
6  Relative verbs :
7  Names :
Synonyms  8  meda

Updated on 2025/01/21