|
|
|
|

Entry1  meksikanina
Part of speech  2  noun or adjective
Explanations in Malagasy  3  [1.1] Ny firenena monina any amin' ny tanin' i Meksika (Amerika afovoany sy avaratra): I Mexico no renivohitry ny Meksikanina
Mikasika an' i Meksika, an' i Meksika na avy any Meksika: Ny espaniola ihany no tenenin' ny mponina meksikanina
Explanations in English  4  [3.1] Mexican
Explanations in French  5  [3.1] mexicain, mexicaine
Vocabulary  6  Geography: countries, people

Updated on 2024/12/07