Entry (1/2) | 1 melohina |
Part of speech | 2 passive verb |
Explanations in Malagasy |
3 [1.1] Atao miolaka, miforitra: Nomelohin' ny ankizy, nohamelohin' ny ankizy ny tehiko |
Explanations in French |
4 [1.3#233, 1.8] qu'on courbe |
Root | 5 meloka |
Entry (2/2) | 6 melohina |
Part of speech | 7 passive verb |
Explanations in Malagasy |
8 [1.1] Amoahana didim-pitsarana milaza fa meloka: Nomelohin' ny fitsarana Rakoto satria mazava loatra ny porofon' ny nahadiso azy |
Examples |
9 [4.27#] Dia mbola eo koa ny resaka tsiahivina lava momba ny olona tsy azo melohina. |
Root | 10 meloka |
Morphology |
|
Anagrams | 15 holemany, melohina, nioleham, nolemahi |
Updated on 2025/01/21 |
![]() |