|
|
|
|

Entry1  menavazana
Elementary words  2  mena, vazana
Part of speech  3  noun
Explanations in Malagasy  4  Efa ela nanaovana, tranainy: Ireny efa mpampianatra menavazana
5  Olona nanao raharaha miaramila taloha. Miaramila efa napetraka nefa naverina indray hifidianana ny mbola tokony ho volon' ny miaramila ihany: Nantsoina hivory daholo ny menavazana fa misy fiheverana ny vola fanampiana azy [1.1]
Explanations in English  6  old soldiers [1.7]
Explanations in French  7  anciens combattants, vétérans [1.8]
Examples  8  Voantso torak' izany koa I Day, Rasamy ary Parany, samy menavazana daholo ary samy avy ao Marovato. [2.472]
Analogs  9  bekotromaroholatra
Compound words 

Updated on 2023/04/16