|
|
|
|

Entry (1/2)1  metatra
Part of speech  2  noun
Explanations in Malagasy  3  [1.1] Halavan-drefy vahiny mitovy amin' ny manindao malagasy: Dimy metatra no halavan' ty efitra ity
Hazo na lamba misy marika mitovy halava amin' io refy voalaza eo ambony entina handrefesana: Very ny metatro fa ampindramo kely ny anao aho
Explanations in English  4  [1.7] a meter
Explanations in French  5  [1.3, 1.8] mètre
Examples  6  Roapolo, hono, ny metatra tamin' ilay lamba. [2.472]
7  Io no tetezana, foana arofanina, Angamba efapolo metatra halava, Hamitana zavatra iray nomanina, Zavatra tsy mora tantarain' ny vava. [2.576]
Vocabulary  8  Space
Compound words 

Entry (2/2)10  metatra
Part of speech  11  noun
Explanations in French  12  [1.196] (de hetatra : comblé de richesses). Nom d'un arbre à bois dur d'après le fichier Grandidier. [Betsimisaraka]
Vocabulary  13  Botany

Updated on 2025/02/02