Entry | 1 miabo |
Root | 2 abo |
Part of speech | 3 adjective |
Explanations in Malagasy |
4 [1.1] Mari-pamantarana fampitahana ( < ), ka ny vavany misokatra milaza izay lehibe amin' ireo zavatra ampitahaina (miiba), ary ny tendrony matsilotsilo kosa milaza ny kely: 4 < 7 |
Explanations in French |
5 [1.3] être élevé, être protubérant; est parfois employé dans un mauvais sens être fier, hautain 6 [1.13] positif |
Examples |
7 Tsikaritra araka izany fa tsy mitsaha-miabo ny taham-pitomboan' io sehatra io nanomboka ny taona. [1.384#] |
Synonyms | 8 miibo |
Antonyms | 9 miiba |
Anagrams | 10 |
Updated on 2025/01/21 |