Entry | 1 miafatrafatra |
Root | 2 afatrafatra |
Part of speech | 3 active verb |
Explanations in Malagasy |
4 [1.1] mitomany mikiakiaka iniaraka amin' ny fihetsika miankapokapoka |
Explanations in English |
5 [1.2] [Provincial]
to vociferate, to utter piercing cries |
Explanations in French |
6 [1.3] vociférer, se démener |
Examples |
7 Nitomany niafatrafatra Isambilo kely fa tsy nentin' ny reniny tany an-tsena [1.1] |
Morphology |
|
Updated on 2024/12/11 |