Entry | 1 miafitra |
Root | 2 afitra |
Part of speech | 3 active verb |
Explanations in Malagasy |
4 [1.1] Mijanona tsy mandeha intsony: Niafitra halina ny famantaranandroko Miato miala ianona, mianina: Tohizo hatrany ny dianareo fa aza miafitra eny an-dalana Mipetrapetraka, mialokaloka: Efa tapa-bolana izay no niaferan' io mahantra io teto aminay |
Explanations in English |
5 [1.2] to stay, to halt, to be arrested in one's progress. |
Explanations in French |
6 [1.3] S'arrêter, être arrêté, faire halte, s'abriter: Niafitra ny famantaranandro (La montre s'est arrêtée) ~ Niafitra teny an-dalana ireo ankizy ireo (Ces enfants se sont arrêtés en chemin) ~ Aza miafitra toy izany hianao raha miteny (Ne vous arrêtez pas ainsi quand vous parlez) ~ Miafitra eto hatramy ny iray volana io mahantra io (Ce pauvre s'abrite ici depuis un mois) |
Morphology |
|
Anagrams | 11 |
Updated on 2025/01/21 |