Entry | 1 miahiahy |
Root | 2 ahiahy |
Part of speech | 3 active verb |
Explanations in Malagasy |
4 [1.1] Mitorotoroka olona ao an-tsaina ho nahavita ratsy: Tsy niahiahy anao velively aho saingy nisy porofo hitako ka voatery hitory anao aho |
Explanations in English |
5 [1.2] to be distrustful, to be suspicious. 6 [1.7] to worry, to be suspicious |
Explanations in French |
7 [1.8] avoir de l'inquiétude, des soupçons |
Examples |
8 Misy ny miahiahy fa angamba Ingahy Ravelo ihany no nandefa taratasy tsy misy sonia tany amin-dRagova. [2.472] |
Vocabulary |
9 Emotions |
Morphology |
|
Proverbs | 13 Proverbs containing the word miahiahy |
Anagrams | 14 |
Updated on 2025/01/21 |