Entry | 1 miaingitra |
Root | 2 aingitra |
Part of speech | 3 active verb |
Explanations in Malagasy |
4 [1.1] Manao fihetsika manokana ho fisehoana ho zavatra na hiavahana amin' ny hafa, mihaitraitra: Miaingitra erỳ iny zazavavy iny rehefa mamindra Enti-milaza olona miseho ho sarotiny amin' ny sakafo ka mitady izay tsara sy fy lalandava: Loza raha hiaingitra amin' ny sakafo i dadatoanay |
Explanations in French |
5 [1.3] Etre capricieux, fantasque, exigeant, difficile |
Morphology |
|
Updated on 2024/12/11 |