Entry |
miakanakana
(akanakana (akana))
|
Part of speech | active verb
|
Explanations in Malagasy | Mihabahamba eo am-pitenenana noho ny tsy fetezan' ny lela miteny misosa tsara na noho ny tahotra na noho ny henatra na noho ny tsy fahalalana: Niakanakana izy teo am-pilazana ny zavatra niseho ka tsy ninoan' ny olona [1.1]
|
Explanations in English | To hesitate in speaking, to demur. [1.2]
|
| To speak hesitantly or brokenly. [1.7]
|
Explanations in French | Balbutier, parler avec hésitation; bégayer. [1.8]
|
Morphology |
Present : |
miakanakana |
Past : |
niakanakana |
Future : |
hiakanakana |
|
Proverbs |
|