|
|
|
|

Entry1  miakanga
Part of speech  2  active verb
Explanations in Malagasy  3  [1.1] Mianatra ho fetsifetsy, manao teti-dratsy
Explanations in English  4  [1.2] [Provincial] to go about like the guinea-fowl
Explanations in French  5  [1.3#13] Imiter les pintades, aller d'un côté et de l’autre en bavardant, riant, se vantant ; vivre aux dépens des autres en les payant de belles paroles
Examples  6  [1.406#] Koa ny tsy voan' izany ro asa, fa raha azon' izany dia mipetipety miakanga : asaly, ka tsy hita izay atiny sy vohony, » hoy Rasoabemanana.
Root  7  akanga
Morphology 
8  Present :
9  Past :
10  Future :

Anagrams  11  akangaim, iakangam, mangaika, mangiaka, miakanga

Updated on 2025/01/21