Entry |
miampy
(ampy)
|
Part of speech | active verb
|
Explanations in Malagasy | Mitombo, mihabe: Niampy indray ny mpianatra taona ito Mitovana: Tsy nety aho raha tsy niampy 10 sm ilay lamba novinidiko [1.1]
|
Explanations in English | To grow larger or greater in number or quantity. [1.2]
|
| To increase in number or quantity; to increase by so much [1.7]
|
Explanations in French | Augmenter de tant, augmenter en nombre, en quantité [1.8]
|
Examples |
1 | Indrindra raha efa miampy ti-fahampiana amin-javatra hafa izany, ary koa miaraka amin' asa mafy.
[2.472]
|
2 | Tsy mangatsiaka anefa izy satria tsara takona ihany koa ireo lamba roa ifonosany miampy ny akanjo malabary eny an-kodiny.
[2.470]
|
|
Morphology |
Present : |
miampy |
Past : |
niampy |
Future : |
hiampy |
Imperative : |
miampia |
|
Proverbs |
|