Entry | 1 miandalandalana |
Root | 2 andalandalana |
Part of speech | 3 active verb |
Explanations in Malagasy |
4 [1.1] Mandroso tsikelikely: Efa mihatsara miandalandalana ny manavy |
Examples |
5 miandalandalana ny tazo (La fièvre diminue petit à petit) [1.3#38] 6 Tany am-pony kosa, ilay ratra tsy fidiny no nandò miandalandalana ny fifaliany! [2.499] 7 Ary ny manatona azy sy ny mivavaka aminy sy ny manatitra zavatra aminy izay asainy atao dia tonga fanaon' ny olona miandalandalana, dia tonga fanaon' ny olon-drehetra. [2.296] |
Morphology |
|
Updated on 2024/12/11 |