Entry | 1 miangoango |
Root | 2 angoango |
Part of speech | 3 active verb |
Explanations in Malagasy |
4 [1.1] Miavoavo, feno mitafotafo na miavovona be: Iza no nitondra ireto vato miangoango ireto? Te-hatao ho manana ka miaingitraingitra sy mihaitraitra, tsy manao ny raharaha fanaon' ny mpiasa an-trano: Miangoango aoka izany iny zazavavy iny fa tsy mandray ravin-deno, hono, izy |
Explanations in English |
5 [1.2] [Provincial]
to be piled up in a heap |
Morphology |
|
Anagrams | 10 |
Updated on 2025/01/21 |