Entry | 1 mianjady |
Root | 2 anjady |
Part of speech | 3 active verb |
Explanations in Malagasy |
4 [1.1] manaram-po sy miala liana amin' ny sakafo Mamely mafy: Tsy tambo isaina ny fahortana mianjady amin' ny olombelona |
Explanations in English |
5 [1.7] to befall, to happen to someone |
Explanations in French |
6 [1.8] tomber sur, arriver à (se dit des malheurs) |
Examples |
7 Fahoriana sy fahantrana hatrany no tsy mitsaha-mianjady amintsika [2.470] |
Morphology |
|
Compound words |
|
Anagrams | 13 |
Updated on 2025/01/21 |