|
|
|
|

Entry1  miantafika
Root  2  tafika
Part of speech  3  active verb
Explanations in Malagasy  4  [1.1] Lasa any an' ady mandeha miady: Taloha dia nivavaka nirary ho an' ireo miaramila niantafika ny vehivavy tao an-tanàna
Explanations in English  5  [1.7] to go to war
Explanations in French  6  [1.8] aller en guerre
Examples  7  Ny toby iray toy izany dia mitovitovy amin' ny hita amin' ny miaramila miantafika. [2.472]
Morphology 
8  Present :
9  Past :
10  Future :
11  Imperative :
Proverbs  12  Proverbs containing the word miantafika

Anagrams  13 

Updated on 2025/01/21