Entry | 1 miantsoantso |
Root | 2 antsoantso |
Part of speech | 3 active verb |
Explanations in Malagasy |
4 [1.1] Miteny mafy, milelalela |
Examples |
5 ... milahatra isika rehetra, hatao tokony ho dimy metatra ny elanelantsika tsirairay avy, miara-mandroso mihazakazaka sy miantsoantso manatona ny tranon' i Beomby, dia samy manao izay hidirany ao amin' izay. [2.472] |
Morphology |
|
Analogs | 9 manao lela miakatra, manao antso valala, mikiakiaka, mijajaka |
Anagrams | 10 |
Updated on 2025/01/21 |