Entry | 1 miaritra |
Root | 2 aritra |
Part of speech | 3 active verb |
Explanations in Malagasy |
4 [1.1] Mizaka izay mahazo: Miaritra ny hanoanana Mihafy sy mitozo amin' ny fahasahiranana ka tsy mety ketraka: Miareta amin' ny fianarana fa izany no hahazoana vokatra any aoriana |
Explanations in English |
5 [1.2, 1.7] to endure 6 [1.2] to sustain, to bear with, to bear. 7 [1.7] to suffer |
Explanations in French |
8 [1.8] supporter, endurer |
Examples |
9 Saingy matahotra, mahalala fa tsy afa-mihetsika, ka dia miaritra mangina eo fotsiny. [2.472] |
Morphology |
|
Compound words |
|
Proverbs | 16 Proverbs containing the word miaritra |
Anagrams | 17 |
Updated on 2025/01/21 |