Entry | 1 miatrana |
Part of speech | 2 adjective |
Explanations in Malagasy |
3 [1.1] Vonona tsara hanao zavatra ka manatraka ny loha |
Explanations in English |
4 [1.2] cocked, ready. |
Examples |
5 [2.472] na tia tanindrazana niady azo sambo-belona, dia nandrasana tafondro marovava misy mpamahana miatrana andro aman' alina. |
Root | 6 atrana |
Anagrams | 7 amaritan, amiratan, amitrana, anitaram, iatranam, iramatan, maiñatra, manaitra, manitara, matriaña, mianatra, miatrana, mitarana, mitaraña, namaitra, namarita, namirata, niataram, niramata, ramatany |
Updated on 2025/04/14 |
![]() |