|
|
|
|

Entry1  miatrika
Root  2  atrika
Part of speech  3  active verb
Explanations in Malagasy  4  Mitodika mankamin' ny... mipetraka na mijoro eo anatrehan' ny,,. (Azo lazaina ho mitovy amin' ny "manatrika" ihany izy, fa ny "miatrika" manisika hevitra fahavononana sy fandraisana anjara fa ny "manatrika" kosa, fanatrehana fotsiny: Miatrika fanadinana ~ Manatrika lanonana) [1.1]
Explanations in English  5  to face, as antagonists; to meet face to face; to answer, as a defendant; to meet, to stand to. [1.2]
Examples  6  Miady ny tany, ka tsy maintsy miatrika izany ny tena. [2.472]
Morphology 
7  Present :
8  Past :
9  Future :
10  Imperative :

Anagrams  11  miatrika, miritaka, mitarika, mitraika, mitriaka

Updated on 2023/01/20