Entry | miavotse | |
Part of speech | active verb | |
Explanations in Malagasy | [Betsileo] Mandao, miala, olona mipetraka ka hitsangana: Ny tafetane ro sarotsa afindra ko ny vala matsinjo ro sarotse iavotaña (Ny tefitany no sarotra afindra ka ny tanàna mahatazana no sarotra ialàna) [1.78] | |
Entry | miavotse | |
Part of speech | active verb | |
Explanations in Malagasy | [Sakalava] mitsambikina [1.78] | |
Anagrams | miavotse, mivoatse, moa ve tsy |
Updated on 2023/03/08 |