|
|
|
|

Entry1  mibaboka
Part of speech  2  active verb
Explanations in Malagasy  3  [1.1] Miaiky, mitsotra, milaza avy hatrany fa resy na diso; mivalo amin' ny olona nanaovana hadisoana: Nibaboka tamin' ny rainy ilay zaza mpandany ka noraisin-drainy tamim-pitiavana
Explanations in English  4  [1.2] to lie prostrate, to fall prostrate
5  [1.7] to fall prostrate, to submit oneself; to make a full confession
Explanations in French  6  [1.3] Être prosterné, demander pardon
7  [1.8] se prosterner, se soumettre; avouer tout
Examples  8  [2.298] Rahonana amin'izay izy, dia mibaboka sy manaiky lembenana.
9  [2.528] Ny sasany efa lasalasa ihany, ny sasany mbola mikaviavia, fa izaho aloha, dia mibaboka fa tsy mora ity raharaha ity.
Root  10  baboka
Morphology 
11  Present :
12  Past :
13  Future :
14  Imperative :
Proverbs  15  Proverbs containing the word mibaboka

Anagrams  16  ikobabam, kobabaim, mibaboka, mibobaka, mikobabà, mikobaba

Updated on 2025/04/19