Entry | 1 mibaradaka |
Root | 2 baradaka |
Part of speech | 3 active verb |
Explanations in Malagasy |
4 Miteny tsy voalamina, mikorontam-piteny: Voan' ny fanontaniana tsy nampoiziny Rabe tamin' ny fanadinana ka nibaradaka be ihany 5 Milaza ny tsy tokony holazaina, mitady handainga nefa manambara indray ny tena marina: Nibaradaka Rakoto nony nadinin' ny mpitsara ny naha-marim-pototra ny fitoriana azy [1.1] |
Morphology |
|
Updated on 2023/01/20 |