Entry |
mibo
(bo)
|
Part of speech | active verb
|
Explanations in Malagasy | Mipoaka mafy; mandefa feo lavalava na hentitra rehefa mangetotra: Iza izany mibo izany? [1.1]
|
Explanations in French | Résonner, faire du bruit [1.3]
|
Vocabulary |
Synonyms | |
|
Entry |
mibo
(bo)
|
Part of speech | active verb
|
Explanations in Malagasy | Enti-milaza zavatra misava, misinda: Efa mibo ny zavona Enti-milaza olona miely patrana: Mibo ny mpianatra rehefa mirova Mamovoka, mitorajofo, midofaka: Mihataha rankizy, fa mibo ny vovoka hehezin' io akoho fo [1.1]
|
Explanations in English | To rise in the air, as smoke or dust. [1.2]
|
Morphology |
Present : |
mibo |
Past : |
nibo |
Future : |
hibo |
|
|