Entry | miboana (boana) | ||||||
Part of speech | active verb | ||||||
Explanations in Malagasy | Mivoha amim-peo mafy; migoana Mangetotra [1.1] | ||||||
Explanations in French | S'ouvrir avec bruit Péter [1.3] | ||||||
Morphology |
| ||||||
Entry | miboaña | ||||||
Part of speech | active verb | ||||||
Explanations in Malagasy | [Tambahoaka] Miseho, mipoitra [1.78] | ||||||
[Bezanozano] Miseho, miharihary [1.78] | |||||||
[Sihanaka] Miseho (aboaña) [1.78] | |||||||
Anagrams | ambanio, ambaony, animbao, iombana, miaboña, miboana, naombia, ombaina, ombiana |
Updated on 2023/01/20 |