|
|
|
|

Entry1  mibobobobo
Part of speech  2  active verb
Explanations in Malagasy  3  [1.1] Mifioka (toy ny rivotra)
Mamoaka feo toy ny an' ny rano miditra ao anaty tavoahangy
Explanations in English  4  [1.2] to gurgle, to make a bubbling sound.
Examples  5  [2.324] Tsy ampy toinona dia injao nibobobobo ny anjombona, ka niantsoantso izy rehetra sady nifamonjy tany ambany andrefana.
Vocabulary  6  Sound
Root  7  bobobobo
Morphology 
8  Present :
9  Past :
10  Future :
11  Imperative :
Proverbs  12  Proverbs containing the word mibobobobo

Anagrams  13  boboboboim, mibobobobo

Updated on 2025/01/21