Entry | 1 miboeriboerika |
Root | 2 boeriboerika |
Part of speech | 3 active verb |
Explanations in Malagasy |
4 [1.1] Miteniteny tsy fantatra, misafotofoto sy miradarada sady mikorontana |
Examples |
5 Fa tsy ho any amin' ny firenena miboediboedi-piteny sy miboeriboerika no anirahana anao, fa ho any amin' ny taranak' Isiraely ihany; [2.996] 6 Nanomboka teo saika tsy niasa intsony ny teny frantsaiko ary na dia ratsy tonona aza ny teny anglisiko dia mba voavinanin' i Mrs Rodwell ihany izay tiako hambara rehefa niboeriboerika teo aho. [2.356] |
Morphology |
|
Updated on 2024/12/11 |