Entry | 1 mibofoka |
Part of speech | 2 active verb |
Explanations in Malagasy |
3 [1.1] Mifono na mirakotra lamba matevina na maro eo am-pitoerana na eo am-patoriana: Asa na marary i Jaona na tsia fa mibofoka ao am-pandriany ao izy |
Root | 4 bofoka |
Morphology |
|
Updated on 2024/12/11 |
![]() |