|
|
|
|

Entry1  mibohihy
Root  2  bohihy
Part of speech  3  active verb
Explanations in Malagasy  4  Mikiry manao di-doha mitana ny hevitry ny tena: Tsy tokony hibohihy fa saingy voafidy ho filohan' ny fikambanana
5  Maka an-keriny, manao am-boletra: Nibohihy ny tranon' ity bitro tanora hono, indray andro, ilay kionkiona vavy [1.1]
Explanations in English  6  to be obstinate, intractable, or perverse. [1.2]
Morphology 
7  Present :
8  Past :
9  Future :
10  Imperative :

Updated on 2023/01/20