Entry (1/2) | 1 mibohy |
Root | 2 bohy |
Part of speech | 3 active verb |
Explanations in English |
4 [1.2] [Provincial]
to carry on the shoulder |
Entry (2/2) | 5 mibohy |
Root | 6 bohy |
Part of speech | 7 active verb |
Explanations in Malagasy |
8 [1.1] Manosika ny hafa hihataka mba hahazoana toerana bebe kokoa: Mikisaha, Rangahy ity, fa aza mibohy eo a! Mampiseho hery amim-pireharehana: Tovolahy loza raha hibohy, tsy misy ohatra an' ilay iny! Mitana midongy zavatr' olona amin-ditra: Nibohy ny satrojanako io ankizy to |
Explanations in English |
9 [1.2] to be stubborn, obstinate, or unyielding; to swell, to swagger; to assume an air of importance, to give one's self to airs. |
Morphology |
|
Anagrams | 14 |
Updated on 2025/01/21 |