Entry | 1 miboika |
Root | 2 boika |
Part of speech | 3 active verb |
Examples |
4 miboika dia lasa, mandeha tsy miato. [1.267] 5 Tsy mba mandala vola aman-karena izy amin'ny fianaran'ireo zanany, nefa koa, na miboika tsy ritra toy ny loharano ambody tendrombohitra aza ny volany, dia tsy mba nentiny nizahozaho na oviana na oviana izany; [2.1011] |
Morphology |
|
Anagrams | 9 mibaiko, miboika |
Updated on 2023/01/20 |