Entry (1/2) | 1 mibokitra |
Root | 2 bokitra |
Part of speech | 3 active verb |
Explanations in Malagasy |
4 [1.1] Mivohitra, mivohon-tsotro, misy vombony: Ratsy rafitra ity varavarana ity fa mibokitra |
Explanations in French |
5 [1.3] être bombé |
Morphology |
|
Compound words |
|
Entry (2/2) | 10 mibokitra |
Root | 11 bokitra |
Part of speech | 12 active verb |
Explanations in Malagasy |
13 [1.1] Hita miseho mibokoboko: Mibokitra ny tehezako marina noho tzaho nihomehy loatra |
Explanations in English |
14 [1.2] To suppress one's laughter. |
Explanations in French |
15 [1.3] se comprimer, se retenir |
Morphology |
|
Anagrams | 19 |
Updated on 2025/01/21 |