|
|
|
|

Entry1  mibolidy
Root  2  bolidy
Part of speech  3  active verb
Explanations in Malagasy  4  [1.1] Mitsoaka mandositra
Mandehandeha atsy sy ary tsy miera: Lasa nibolidy any ho any indray izay ilay kely iny
Mitsoaka fanompoana, mandositra adidy: Voasazy mafy izay tratra nibolidy fahizay
Morphology 
5  Present :
6  Past :
7  Future :
8  Imperative :
Compound words 

Updated on 2024/12/11