Entry | 1 midanadana |
Root | 2 danadana |
Part of speech | 3 adjective |
Explanations in Malagasy |
4 Mivoha tanteraka misokatra manontolo: Rahata handeha ianao, tsy manakana aho, efa midanadana ny varavarana [1.1] |
Explanations in English |
5 to be wide open [1.2, 1.7] |
Explanations in French |
6 Etre ouvert en grand [1.3] 7 être grand ouvert [1.8] |
Anagrams | 8 andadimana, danadanaim, idanadanam, mandadiana, miadanadan, midanadana, niadanadam |
Updated on 2023/01/20 |