Entry | midangana (dangana) | |
Part of speech | adjective | |
Explanations in Malagasy | Misondrotra avo, tonga avo: Midangana izao ny vidin' ny vary azon' ny mbola misy ray volana vao fararano [1.1] | |
Misondrotra mihoatra ny tokony ho izy, mihoapampana [1.13] | ||
Explanations in French | élevé [1.13] | |
Anagrams | mandainga, midangana |
Updated on 2023/01/20 |