Entry | 1 midanika |
Root | 2 danika |
Part of speech | 3 adjective |
Explanations in Malagasy |
4 Mahamay sady manempotra: Midanika ny hainandro 5 Manafana tena eo akaikin' ny afo, mamindro: Mahafinaritra ny midanika amin' ny afo amin' ny andro ririnina [1.1] |
Explanations in English |
6 to be sultry, to be oppressively hot [1.2] |
Explanations in French |
7 Se chauffer, se brûler au soleil ; être brûlant, étouffant: Aza midanika toy izany amy ny afo, sao marary ny andohanao (Ne vous chauffez pas ainsi au feu, de peur d'avoir mal à la tête) ~ Midaniha ny hainandro loatra hianao ka valaka (Vous vous chauffez trop au soleil et cela vous fatigue) ~ Midanika ny hainandro (La chaleur est étouffante) [1.3] |
Anagrams | 8 dinamika, madinika, mañakidy, manakidy, midañaky, midanika, nidaikam, nikadiam |
Updated on 2023/01/20 |