Entry | 1 midedadeda |
Root | 2 dedadeda |
Part of speech | 3 active verb |
Explanations in Malagasy |
4 Manao rehi-be: Midedadeda ny afo 5 Misamboaravoara: Midedadeda ao am-pony ny fitiavany hanalefaka ny fahorian' ny mahantra [1.1] |
Explanations in English |
6 to blaze, to flame [1.2, 1.7] |
Explanations in French |
7 Flamber: Midedadeda tsara io kitay hazo io (Ce bois flambe bien) [1.3] 8 flamber [1.8] |
Examples |
9 Narosony hidedadeda tsara ny afo. [2.470] |
Morphology |
|
Anagrams | 13 idedadedam, midedadeda |
Updated on 2023/01/20 |