Entry | midokadoka (dokadoka) | |
Part of speech | adjective | |
Explanations in Malagasy | Mirobona maitso sy milenodenoka fatratra: Midokadoka ery izany anana amoron' ny dobo eto izany [1.1] | |
Explanations in French | Pousser luxurieusement [1.3] | |
Examples | nahafinaritra io tany io , ary ny rotra maniry be dia be, ary midokadoka tsara, ka an-tsisin'ny rano mandeha no anirieny.
[2.59] | |
Anagrams | midokadoka, mikodakoda |
Updated on 2023/01/20 |