Entry | 1 midorehitra |
Root | 2 dorehitra |
Part of speech | 3 active verb |
Explanations in Malagasy |
4 (izay matetika ialohan' ny teny hoe mena) Mena mivaivay [1.1] |
Explanations in English |
5 to be a bright flaming red [1.7] |
Explanations in French |
6 être rouge comme le feu [1.8] |
Examples |
7 Mena midorehitra ny fijery ny trano vita ary samy teny ambany avaratra avokoa izy ireny; [2.470] 8 Ny lokon'ny fitafiana nidorehitra nanaovany dia azo namantarana azy avy hatrany ho mpiantsambo tojo seranana [2.583] |
Morphology |
|
Updated on 2023/02/21 |