Entry (1/2) | 1 midotse |
Part of speech | 2 active verb |
Explanations in Malagasy |
3 [1.78] [Betsileo]
mikasika, mampidona: Asa an-dapa ka izay mampidona ny azy amin'ny farany dia samy mody |
Entry (2/2) | 4 midotse |
Part of speech | 5 adjective |
Explanations in Malagasy |
6 [1.78] [Betsileo]
mifanila: Iñy lalaña midotse amin'ny tranon-dRafaralahy iny no izy |
Updated on 2024/12/07 |
![]() |