Entry | midradraka (dradraka) | ||||||||
Part of speech | active verb | ||||||||
Explanations in Malagasy | Miantsoantso mafy noho ny fahatairana: Nidradraka izy raha vao nahita ny afo nandray ny volombodintrano [1.1] | ||||||||
Explanations in English | To begin to weep profusely. [1.2] | ||||||||
Morphology |
| ||||||||
Updated on 2023/01/20 |