Entry | 1 miedeka |
Part of speech | 2 active verb |
Explanations in Malagasy |
3 [1.78] [Betsileo]
maneso: Edekedek'i Mañeva ve ro tsa haha Raibiamongo ahy: Izay fanesoan'i Maneva ve no hahafaka ahy tsy ho Raibiamongo) |
Synonyms | 4 miedika |
Updated on 2024/12/10 |
![]() |