Entry | mievina (evina) | ||||||||
Part of speech | active verb | ||||||||
Explanations in Malagasy | Mamoaka rivotra amin' ny orona tsy iniana atao fa mibosesika mandeha ho azy ary mahatonga ny vava handefa piti-drora koa: Raha misy mievina dia mifandrombaka ny olona manao hoe: "Velona"; fa raha zaza kosa no mievina dia atao hoe: "Afa-drofy" [1.1] | ||||||||
Explanations in English | To sneeze [1.7] | ||||||||
Explanations in French | éternuer [1.8] | ||||||||
Examples | koa raha misy ireo olona ireo mikohaka, na mievina, na miteny, raha afana' ny Kelimalaza, dia alao ny hoe "fambara ka hahita loza" izany olona izany fa ontanim-boina foana eo izy.
[2.48] | ||||||||
Vocabulary | Health | ||||||||
Morphology |
| ||||||||
Proverbs | Proverbs containing the word mievina | ||||||||
Updated on 2023/01/20 |