Entry | 1 mifakefake |
Part of speech | 2 adjective |
Explanations in Malagasy |
3 mailaka, marisika: Olo moa ko mitoetoetsa amin'ny maimaiña fa tsa mba mifakefake, koaia tsa ho joa (Olona tsy mandray ravindena fa tsy mba marisika ka aiza no ahazo anjara) [Betsileo]
[1.78] |
Updated on 2020/07/31 |