Entry | 1 mifalihavanja |
Root | 2 falihavanja |
Part of speech | 3 active verb |
Explanations in Malagasy |
4 Mibitaka mitsamboamboatra tahaka ny zanak' omby na ondry eny an-kijana [1.1] |
Explanations in English |
5 to gambol; to rejoice [1.7] |
Explanations in French |
6 gambader, folâtrer de joie [1.8] |
Examples |
7 Ary ianareo tendrombohitra, no mifalihavanja tahaka ny ondrilahy; [2.996] |
Morphology |
|
Updated on 2023/01/20 |