Entry | mifamatra (fatra) | ||||||
Part of speech | active verb | ||||||
Explanations in Malagasy | Mitovy fatra amy..., mifandanja: Tsy mifamatra amin' ny fitiavan-dray aman-dreny matetika ny fitiavan' ny zanaka [1.1] | ||||||
Morphology |
| ||||||
Compound words |
| ||||||
Entry | mifamatra | ||||||
Part of speech | active verb | ||||||
Explanations in Malagasy | [Sihanaka] mifanditra [1.78] | ||||||
Updated on 2023/10/04 |