Entry | 1 mifamofo |
Root | 2 fofo |
Part of speech | 3 active verb |
Explanations in Malagasy |
4 [1.1] Mitetika hifamono: Nifamofo mihitsy izy roa lahy Mifanao fanekena mialoha hivady: Afakomaly no nifamofo Rakoto sy Ravao |
Explanations in English |
5 [1.7] to be engaged, to be married |
Explanations in French |
6 [1.8] être fiancés |
Morphology |
|
Updated on 2024/12/11 |
![]() |