|
|
|
|

Entry1  mifamotoana
Root  2  fotoana
Part of speech  3  active verb
Explanations in Malagasy  4  Mifanome fotoana: Nifamotoana izahay androany, nefa tsy tonga izy ~ Mifamotoana amin' ny olona [1.1]
Explanations in English  5  to make a date, to agree on time and place for meeting [1.7]
Explanations in French  6  fixer un rendez-vous [1.8]
Examples  7  mifamotoana hampanana endrika azy avokoa. [2.470]
Morphology 
8  Present :
9  Past :
10  Future :
Proverbs  11  Proverbs containing the word mifamotoana

Anagrams  12  ifamotoanam, mifamotoana

Updated on 2023/01/20